Nomery 16:22 MG1865

22 Dia niankohoka izy roa lahy ka nanao hoe: Andriamanitra ô, Andriamanitry ny fanahin'ny nofo rehetra, olona iray no nanota, ka ho tezitra amin'ny fiangonana rehetra va Hianao?

Vakio ny toko manontolo Nomery 16

Jereo Nomery 16:22 amin'ny teny manodidina.