Nomery 17:3 MG1865

3 ary ny fitondran'afon'ireo mpanota nanimba tena ireo dia aoka hatao takelaka manify hapetaka amin'ny alitara; fa nateriny teo anatrehan'i Jehovah ireny ka masina; ary ho famantarana ho an'ny Zanak'Isiraely ireny.

Vakio ny toko manontolo Nomery 17

Jereo Nomery 17:3 amin'ny teny manodidina.