Nomery 18:26 MG1865

26 Mitenena indray amin'ny Levita hoe: Rehefa raisinareo amin'ny zanak'Isiraely ny fahafolon-karena, izay efa nomeko ho fanananareo avy aminy, dia hanalanareo ampahafolony kosa ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 18

Jereo Nomery 18:26 amin'ny teny manodidina.