Nomery 18:8 MG1865

8 Ary Jehovah niteny tamin'i Arona hoe: Indro, Izaho efa nampitandrina anao ny fanatitra ho Ahy, dia ny zava-masina rehetra aterin'ny Zanak'Isiraely; efa nomeko ho anjaranao sy ny taranakao izany, ho anjara mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Nomery 18

Jereo Nomery 18:8 amin'ny teny manodidina.