Nomery 19:21 MG1865

21 Dia ho lalàna mandrakizay aminy izany, fa izay mamafy ny rano fanadiovana dia hanasa ny fitafiany; ary izay mikasika ny rano fanadiovana dia haloto mandra-paharivan'ny andro.

Vakio ny toko manontolo Nomery 19

Jereo Nomery 19:21 amin'ny teny manodidina.