Nomery 19:9 MG1865

9 Dia hangonin'izay lehilahy madio anankiray ny lavenon'ilay vantotr'ombivavy ka hapetrany eo ivelan'ny toby eo amin'izay fitoerana madio anankiray, dia hotehirizina ho an'ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely izany ho rano fanadiovana: fanatitra noho ny ota izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 19

Jereo Nomery 19:9 amin'ny teny manodidina.