11 Ary Mosesy dia nanainga ny tànany ka nikapoka ny vatolampy indroa tamin'ny tehiny; dia niboiboika be dia be ny rano, ka nisotro avokoa ny fiangonana sy ny biby fiompiny.
Vakio ny toko manontolo Nomery 20
Jereo Nomery 20:11 amin'ny teny manodidina.