Nomery 20:16 MG1865

16 ary raha nitaraina tamin'i Jehovah izahay, dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka Anjely sy nitondra anay nivoaka avy tany Egypta; ary, indreto, tonga eto Kadesy, tanàna eto amin'ny faritry ny taninao, izahay;

Vakio ny toko manontolo Nomery 20

Jereo Nomery 20:16 amin'ny teny manodidina.