13 Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao an-dafin'i Arnona, izay any an-efitra sady avy amin'ny fari-tanin'ny Amorita; fa Arnona no fari-tanin'ny Moabita, eo anelanelan'ny Moabita sy ny Amorita.
Vakio ny toko manontolo Nomery 21
Jereo Nomery 21:13 amin'ny teny manodidina.