Nomery 21:18 MG1865

18 Lavaka fantsakana izay nohadin'ireo mpanao lalàna, ary nolavahan'ireo manan-kaja amin'ny firenena. Tamin'ny tehiny, dia ny tehina fanapahana. Ary nony niala tany an-efitra izy, dia nankao Matana.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:18 amin'ny teny manodidina.