Nomery 21:33 MG1865

33 Ary niverina ny olona ka niakatra tamin'ny lalana mankany Basana; dia nivoaka Oga, mpanjakan'i Basana, hihaona aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra, hiady tao Edrehy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:33 amin'ny teny manodidina.