Nomery 22:26 MG1865

26 Ary mbola nandroso Ilay Anjelin'i Jehovah ka nijanona teo amin'ny fitoerana èty, izay tsy nisy lalana hiviliana, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:26 amin'ny teny manodidina.