Nomery 22:28 MG1865

28 Dia nosokafan'i Jehovah ny vavan'ny boriky, ka hoy ny boriky tamin'i Balama: Inona no nataoko taminao no dia nokapohinao intelo aho izao?

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:28 amin'ny teny manodidina.