Nomery 22:7 MG1865

7 Dia nandeha ny loholon'ny Moabita sy ny loholon'ny Midianita nitondra ny saran'ny fankatovana teny an-tànany; dia nankany amin'i Balama izy ka nilaza taminy izay tenin'i Balaka.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:7 amin'ny teny manodidina.