Nomery 23:16 MG1865

16 Ary Jehovah nihaona tamin'i Balama, dia nanisy teny teo am-bavany ka nanao hoe: Miverena mankeo amin'i Balaka ary izany no holazainao.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:16 amin'ny teny manodidina.