Nomery 23:19 MG1865

19 Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:19 amin'ny teny manodidina.