21 Tsy mijery faharatsiana eo amin'i Jakoba Izy. Ary tsy mahita fahoriana eo amin'ny Isiraely; Jehovah Andriamaniny no nomba azy, Ary hoby fanao amin'andriana no re eo aminy.
Vakio ny toko manontolo Nomery 23
Jereo Nomery 23:21 amin'ny teny manodidina.