Nomery 23:23 MG1865

23 Fa tsy misy fisikidianana eo amin'i Jakoba, ary tsy misy fankatovana eo amin'Isiraely. Fa amin'ny fotoana no hilazana amin'i Jakoba sy Isiraely izay efa nataon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:23 amin'ny teny manodidina.