Nomery 24:1 MG1865

1 Ary rehefa hitan'i Balama fa sitrak'i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy intsony izy, fa nitodika nanatrika ny efitra fotsiny.

Vakio ny toko manontolo Nomery 24

Jereo Nomery 24:1 amin'ny teny manodidina.