Nomery 25:1 MG1865

1 Ary nitoetra tao Sitima ny Isiraely, dia niantomboka nijangajanga tamin'ny zanakavavin'ny Moabita izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 25

Jereo Nomery 25:1 amin'ny teny manodidina.