Nomery 25:13 MG1865

13 ary izy sy ny zanany mandimby azy no hanana izany ho faneken'ny fisoronana mandrakizay, satria nirehitra noho ny fitiavany an'Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Nomery 25

Jereo Nomery 25:13 amin'ny teny manodidina.