Nomery 25:18 MG1865

18 fa izy nandrafy anareo tamin'ny fanangoleny, izay nanangoleny anareo tamin'ny an'i Peora sy Kosby anabaviny, zanakavavin'ny andriandahy Midianita anankiray, izay novonoina tamin'ny andron'ny areti-mandringana noho ny an'i Peora.

Vakio ny toko manontolo Nomery 25

Jereo Nomery 25:18 amin'ny teny manodidina.