Nomery 26:2 MG1865

2 Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin'ny Isiraely azo halefa hanafika.

Vakio ny toko manontolo Nomery 26

Jereo Nomery 26:2 amin'ny teny manodidina.