33 Ary Zelofada, zanak'i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary ny anaran'ny zanakavavin'i Zelofada dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza.
Vakio ny toko manontolo Nomery 26
Jereo Nomery 26:33 amin'ny teny manodidina.