Nomery 26:35 MG1865

35 Izao no taranak'i Efraima, araka ny fokony: avy tamin'i Sotela ny fokon'ny Sotelita; avy tamin'i Bekera ny fokon'ny Bekerita; avy tamin'i Tahana ny fokon'ny Tahanita.

Vakio ny toko manontolo Nomery 26

Jereo Nomery 26:35 amin'ny teny manodidina.