59 Ary ny anaran'ny vadin'i Amrama dia Jokebeda, zanakavavin'i Levy, izay naterany tany Egypta; dia niteraka an'i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin'i Amrama izy.
Vakio ny toko manontolo Nomery 26
Jereo Nomery 26:59 amin'ny teny manodidina.