Nomery 26:9 MG1865

9 Ary ny zanak'i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin'ny fiangonana, izay nila ady tamin'i Mosesy sy Arona, teo amin'ny antokon'i Kora, raha nila ady tamin'i Jehovah izy,

Vakio ny toko manontolo Nomery 26

Jereo Nomery 26:9 amin'ny teny manodidina.