Nomery 27:7 MG1865

7 Marina ny tenin'ny zanakavavin'i Zelofada: omeo zara-tany eo amin'ny rahalahin-drainy tokoa izy; dia ampandovay ny zara-tanin-drainy izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 27

Jereo Nomery 27:7 amin'ny teny manodidina.