11 Ary izao no atero amin'ny voaloham-bolanareo ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak'ondry fito, izay iray taona sady tsy misy kilema,
Vakio ny toko manontolo Nomery 28
Jereo Nomery 28:11 amin'ny teny manodidina.