15 Ary osilahy iray koa hatao fanatitra noho ny ota ho an'i Jehovah; ho fanampin'ny fanatitra dorana mandrakariva no hanaterana azy sy ny fanatitra aidina momba azy.
Vakio ny toko manontolo Nomery 28
Jereo Nomery 28:15 amin'ny teny manodidina.