Nomery 28:20 MG1865

20 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba izany (telo ampahafolon'ny efaha no hiaraka haterinareo amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, ary roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray,

Vakio ny toko manontolo Nomery 28

Jereo Nomery 28:20 amin'ny teny manodidina.