Nomery 28:26 MG1865

26 Ary amin'ny andro fanaterana ny voaloham-bokatra, raha manatitra fanatitra hohanina vaovao ho an'i Jehovah ianareo, rehefa afaka ireo herinandronareo, dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao tao-zavatra akory;

Vakio ny toko manontolo Nomery 28

Jereo Nomery 28:26 amin'ny teny manodidina.