Nomery 28:3 MG1865

3 Ary lazao aminy hoe: Izao no fanatitra atao amin'ny afo, izay haterinareo ho an'i Jehovah: zanak'ondry roa isan'andro izay iray taona sady tsy misy kilema, ho fanatitra dorana mandrakariva

Vakio ny toko manontolo Nomery 28

Jereo Nomery 28:3 amin'ny teny manodidina.