7 Ary ny fanatitra aidina momba azy dia ampahefatry ny hina amin'ny isan-janak'ondry iray; ao amin'ny fitoerana masina no hanidinanao divay ho an'i Jehovah ho fanatitra aidina.
Vakio ny toko manontolo Nomery 28
Jereo Nomery 28:7 amin'ny teny manodidina.