Nomery 29:17 MG1865

17 Ary amin'ny andro faharoa koa dia vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,

Vakio ny toko manontolo Nomery 29

Jereo Nomery 29:17 amin'ny teny manodidina.