Nomery 29:8 MG1865

8 Ary izao no atero ho fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry fito izay iray taona avy (dia izay tsy misy kilema no haterinareo)

Vakio ny toko manontolo Nomery 29

Jereo Nomery 29:8 amin'ny teny manodidina.