Nomery 3:20 MG1865

20 Ary ny zanakalahin'i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon'ny Levita, araka ny fianakaviany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 3

Jereo Nomery 3:20 amin'ny teny manodidina.