Nomery 31:3 MG1865

3 Dia niteny tamin'ny olona Mosesy ka nanao hoe: Miomàna ho any an-tafika ny sasany aminareo, ary aoka izy hanafika ny Midianita, hahatanteraka ny famalian'i Jehovah azy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 31

Jereo Nomery 31:3 amin'ny teny manodidina.