52 Ary ny volamena rehetra tamin'ny fanatitra nalain'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho an'i Jehovah, dia sekely dimam-polo amby fiton-jato sy enina arivo sy iray alina
Vakio ny toko manontolo Nomery 31
Jereo Nomery 31:52 amin'ny teny manodidina.