Nomery 32:31 MG1865

31 Dia namaly ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka nanao hoe: Araka izay nolazain'i Jehovah tamin'ny mpanomponao no hataonay:

Vakio ny toko manontolo Nomery 32

Jereo Nomery 32:31 amin'ny teny manodidina.