8 Ary nony niala tandrifin'i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan'ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara.
Vakio ny toko manontolo Nomery 33
Jereo Nomery 33:8 amin'ny teny manodidina.