Nomery 34:3 MG1865

3 Ary ny lafiny atsimo amin'ny taninareo dia hatramin'ny efitra Zina, izay mifanolotra amin'i Edoma. Ary ny fari-taninareo atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira any atsinanana,

Vakio ny toko manontolo Nomery 34

Jereo Nomery 34:3 amin'ny teny manodidina.