Nomery 35:12 MG1865

12 Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon'ny mpamaly rà izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan'ny fiangonana.

Vakio ny toko manontolo Nomery 35

Jereo Nomery 35:12 amin'ny teny manodidina.