30 Ny amin'izay rehetra mahafaty olona, dia hatao maty izay mahafaty, araka ny tenin'ny vavolombelona; nefa raha vavolombelona iray monja, dia tsy ampy hanameloka hahafaty olona izany.
Vakio ny toko manontolo Nomery 35
Jereo Nomery 35:30 amin'ny teny manodidina.