Nomery 35:4 MG1865

4 Ary ny tany manodidina ny tanàna izay homenareo ny Levita dia izao: Hatramin'ny màndan'ny tanàna ka hatramin'ny faritry ny taniny dia arivo hakiho amin'ny lafiny efatra avy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 35

Jereo Nomery 35:4 amin'ny teny manodidina.