Nomery 5:14 MG1865

14 kanefa misy fiahiahiana ao amin'ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, sady efa voaloto ravehivavy; na misy fiahiahiana ao amin'ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, kanjo tsy voaloto ravehivavy;

Vakio ny toko manontolo Nomery 5

Jereo Nomery 5:14 amin'ny teny manodidina.