Nomery 5:19 MG1865

19 dia hampianiana an-dravehivavy ny mpisorona ka hanao aminy hoe: Raha tsy nisy lehilahy nandry taminao, ka tsy nivily niala tamin'ny vadinao ho amin'ny fahalotoana ianao, dia afaka amin'ity ranom-pangidiana mitondra ozona ity;

Vakio ny toko manontolo Nomery 5

Jereo Nomery 5:19 amin'ny teny manodidina.