Nomery 5:8 MG1865

8 Fa raha tàhiny tsy manana havana akaiky haterany ny fanonerana ny amin'ny fahadisoany ilay olona, ny zavatra naterina ho fanonerana dia ho an'i Jehovah ka ho an'ny mpisorona, ho fanampin'ny ondrilahy fanavotana izay hanaovany fanavotana ho azy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 5

Jereo Nomery 5:8 amin'ny teny manodidina.