Nomery 6:12 MG1865

12 Dia hanokana ho an'i Jehovah ny androny fitokanany izy ka hitondra ondrilahy iray izay iray taona ho fanati-panonerana; fa ho very ny andro teo aloha, satria voaloto ny fitokanany

Vakio ny toko manontolo Nomery 6

Jereo Nomery 6:12 amin'ny teny manodidina.