15 ary mofo tsy misy masirasira iray harona, dia mofo atao amin'ny koba tsara toto voaharo diloilo sy mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso-diloilo, mbamin'ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra aidina momba azy.
Vakio ny toko manontolo Nomery 6
Jereo Nomery 6:15 amin'ny teny manodidina.